FR EN
L'ISPM a gagné le 1er prix de l'Olympiade d'Informatique de Madagascar 2012 pour sa première participation.
D'après le Shangaï ranking of Universities, ISPM est classé parmi les dix meilleures Universités de Madagascar (Top-10) (parmi les 140 universités publiques et privées).

Actualités

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Téléphone : +261 33 12 171 60
+261 34 20 874 28
+261 32 02 544 72

Email : ispm@ispm-edu.com

Hira Faneva

pdf Télécharger (28 ko)

Ilay ISPM tena maminay
Tsy mba foinay tokoa hatrizay
Toerana nanabeazana ny tenanay
Mba ho tena olombanona mahay

Fiv :   Ho mendrika tokoa
Ho mafy orina avokoa
Ny Fahaizana Fampandrosoana Fihavanana
Ho Andry sy Tokin'ny Tanindrazana

Ny Fahaizana no ampinga entimiady
Nampitaina nozaraina sy nomena
Tsy handrarak'ilo fa ho tena kiady
Enti-mampandroso ny firenena

Fa ny Fihavanana firaisankina
No asandratray hatrany hatrany
Manoloana fifaliana fahoriana
Mandrapialanay ety an-tany

Auteur : RABERANTO Rija / RJA
Compositeur : RABERANTO Rija (1ère promotion IGGLIA)


Hira faneva 20è anniversaire

E, deraina izao Andriamanitra
Fa na dia nandalo zava-tsarotra
Tsy mihemotra, tsy mba mikoro
Ny fianarantsika dia mijoro

Fiv :   Roampolo taona ny Sekoly zao
Be ireo nandalo ka tafita tao
Tsy mifidifidy na manavaka
Fa ISPM dia tena miavaka

Ry tanora izao mitoetra ao izao
Maro anie ny soa izay ho azonao
Fa na lehilahy na vehivavy
Azo antoka tokoa ny hoavy

Dia mba katsaho ny Fahaizana
Ka hevero ny Fampandrosoana
Tanteraho anaty Fihavanana
Izay no tarigetran'ny fianarana

Auteur : RAKOTOARIMANANA Johany (CAA3 2003)
Compositeur : RAKOTOARIMANANA Johany (CAA3 2003)

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA